|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mirefarefa
Fototeny  2refarefa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao.
5Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano.
6Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro.
7Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra.
8Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany. [1.1]
Ohatra  9 Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15 mirefarefà
Fototeny  16refarefa
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirefarefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mirefarefa, mirefarefà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03