|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirediredy |
| Fototeny | 2rediredy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary.
5Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo. [1.1] |
| Ohatra |
6 - Hianao, anaka, mirediredy foana!
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|