|
|
|
|

Teny iditra1 mirazotra
Singan-teny  2mira, 3zotra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6parallèles. [1.13]
Ohatra  7 mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#]
Voambolana  8 Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  9 mirazotra, 10 mirozatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11