|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirava samy marina |
| Singan-teny | 2mirava, 3samy, 4marina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6zava-niseho tamin' ny andron-dRanavalona II no nahatonga an' io fitenenana io: somary sahala amin' ny didy manko, hono, ny miangona tamin' izany, ka tonga tao am-piangonana ny olona nefa tsy nisy mandrakariva ny mpitari-pivavahana; koa rehefa nirava ny olona, dia samy nirava samy marina, hono, satria samy tao am-piangonana nefa tsy niasa alahady.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|