|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraikiraiky |
| Fototeny | 2raikiraiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa.
5Adaladala, mitahontahona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused.
7Comp. 8Raika. [1.2] |
| Ohatra |
9 Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|