|
|
|
|

Teny iditra1 miraidraika
Fototeny  2raidraika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4flâner. [3.1]
Ohatra  5 Rahefa tonga ny fotoana, mitsangana ary mihinana fa aza milasilasy, modia faingana any an-tranonao, fa aza tsy miraidraika. [2.996]

Fivaditsoratra  6 miraidraika, 7 miriadriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12