|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipendrampendrana |
| Fototeny | 2pendrampendrana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy.
5(olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby. [1.1] 6Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana. [2.285#270] 7olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby. [2.313#59] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be flickering, to be dazzling, to be glaring.
[1.2] 9to blink, to be dazzled. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10clignoter.
[1.3#482, 1.8] 11être ébloui. [1.3#482, 1.8] 12vaciller, comme la flamme d'une bougie. [1.3#482] 13papilloter (lumière). [1.8] |
| Ohatra |
14 Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena.
[2.606]
15 Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany. [1.250] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|