|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miondrana
Fototeny  2ondrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miditra amin' ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita: Tamin' ny fito maraina izahay no niondrana ho any Maurice. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to go on board.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 miondràna
Fototeny  11ondrana
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mandriona, 14 manindroa, 15 miandrano, 16 miandrona, 17 miondrana, miondràna, 18 mondraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02