|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miompa
Fototeny  2ompa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manozona olona hifotitra amin' ny havany akaiky: Niompa azy tamin-dreniny izy na Niompa reniny azy izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to use abusive language.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 miompà
Fototeny  11ompa
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miompa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 miompa, miompà, 14 mpamoy, 15 pimamo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02