|
|
|
|

Teny iditra1 miomby
Fototeny  2omby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy. [1.1]
Ohatra  5 dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; [2.48]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Voambolana  9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12