|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miolonolona |
| Fototeny | 2olonolona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be a recluse, to separate one's self from company..
[1.2] 6to separate oneself; to act distant or suspicious. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7se séparer, être solitaire, soupçonneux.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 miolonolòna |
| Fototeny | 14olonolona |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miolonolona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 miolonolòna, miolonolona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|