|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miofo |
| Fototeny | 2ofo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra.
5(ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano. 6Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo. 7Miova loko noho ny hainandro. [1.1] 8miova loko, mihamatroka, mihavasoka. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment..
[1.2] 10to moult; to scale off; to fade (of colors). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11muer, changer de peau, de couleur, se faner.
[1.8] 12décoloré. [1.13] |
| Ohatra |
13 miofo, izany hoe miova loko, noho ny hainandro.
[2.313#]
14 Akipaho ny nofo, Avereno fa indrana, lamba mora miofo. [1.261#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 19miofy |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|