|
|
|
|

Teny iditra1 ministera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [minisiTEra] 3Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a government department or ministry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana. [1.66#764]
6un ministère du gouvernement. [1.8]
Ohatra  7 Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113]
8 Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27]
Voambolana  9 Pôlitika
Mpanahaka  10 minisitra
Kamban-teny rehetra  11Ministeran' ny Kolontsaina sy ny Vakoka

Fivaditsoratra  12 mañeritsy, maneritsy, 13 ministera, 14 mirañitse, 15 simenitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03