|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 minisitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra.
[2.606]
5 Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny minisitra. [2.114] 6 Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. [2.445] |
| Voambolana | 7 Lalàna |
| Mpanahaka | 8 ministera |
| Fivaditsoratra | 9 manisitry, 10 minisitra, 11 miranitsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|