|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mingenongenona |
| Fototeny | 2ngenongenona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mimenomenona, manao teny an' orona noho ny tsy fahafaliana, mingonongonona.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mingenongenòna |
| Fototeny | 10ngenongenona |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingenongenona [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 12 mingenongenona, mingenongenòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|