|
|
|
|

Teny iditra1 mindran-tsofina
Singan-teny  2mindrana, 3sofina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona tsy mandre tsara loatra ka manontany ny hafa, lalodalovana tsy mahare tsara ka izay lazain' ny olona no mba lazainy koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to listen to unauthenticated reports. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Envoyer quelqu' un pour écouter à sa place et se renseigner. [2.415#3407, 1.3#280]
8Emprunter les oreilles de quelqu' un; l' expression se disait aussi des sourds. [2.415#3407]
9qui n’écoute qu'à demi. [1.3#280]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mifantsindrona, 12 mindran-tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02