|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 minantsanantsana
Fototeny  2nantsanantsana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miteny somary mikiaka amim-pahatezerana, maneno mikarantsandrantsana: Ninantsanantsana ny bingona ka taitra daholo ny iray tanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to have a shrill sound, to make a sharp noise to be loud.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6résonner fortement, retentir au loin; faire entendre une voix criarde. [1.3#449]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Feo
Tovy hevitra  12minantsana

Teny iditra (2/2)13 minantsanantsàna
Fototeny  14nantsanantsana
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minantsanantsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#449]

Fivaditsoratra  16 minantsanantsàna, minantsanantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05