|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 minainaina |
| Fototeny | 2nainaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum.
6It is also used for daindaina. [1.2] |
| Ohatra |
7 Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina?
[2.69#]
8 Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|