|
|
|
|

Teny iditra1 daindaina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy.
4anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound.
6See gaingaina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  12 adinadina, 13 andidiana, 14 daindaina, 15 diandiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19