|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 minaikanaika
Fototeny  2naikanaika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to pretend to commit a daring act. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 minaikanaikà
Fototeny  11naikanaika
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minaikanaika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 minaikanaika, minaikanaikà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02