|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mimpody
Fototeny  2ody
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4miverina. [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
5Miverina amin' ny toerana nielana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to return to its original state. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7revenir à son premier état. [1.8]
Ohatra  8 Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. [2.293]
9 Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13sira latsaka an-drano ka tsy himpody intsony
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 mimpody
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17maty. [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02