|
|
|
|

Teny iditra1 mimamà
Fototeny  2mam
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitrentrena, mitrena matetika.
5Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to low (of cattle). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7meugler, beugler (du boeuf). [1.8]
Ohatra  8 mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [2.996]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Voambolana  12 Feo 13 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02