|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mimamamama
Fototeny  2mamamama
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra mamoaka feo mafy, mifofofofo, mimaona: Misy matahotra, fa izaho kosa faly amin' ny fandrenesana izany riaka mimamamama izany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 mimamamamà
Fototeny  10mamamama
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimamamama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mimamamamà, mimamamama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02