|
|
|
|
Teny iditra
1
mililotra
Fototeny
2
lilotra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miditra any anatin' ny masonkoditra, mamotsentsina ao.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mililotra
6
Ny lasa :
nililotra
7
Ny hoavy :
hililotra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12