|
|
|
|
Teny iditra
1
lilotra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fidirana any anatin' ny masonkoditra.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mililotra
Matoantenin' ny iharana :
5
tafalilotra
Anarana :
6
fililotra
,
7
lilodilotra
Fivaditsoratra
8
lilotra
,
9
lolitra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19