|
|
|
|

Teny iditra1 miletra
Fototeny  2letra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy.
5Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby.
6Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Mpanahaka  11 mihitsoka, 12 mihizina, 13 misesika, 14 misisika, 15 misosososo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31