|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 milefa
Fototeny  2lefa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy). [Tanala] [1.78]
5mandositra. [Tanosy] [1.78]
6Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky.
7Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy.
8Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to run away, to escape. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10fuir, s'évader. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15andevo tsy milefa
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17 milefà
Fototeny  18lefa
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  20milefasa

Fivaditsoratra  21 famely, 22 mifale, 23 milefa, milefà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03