|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milantolanto |
| Fototeny | 2lantolanto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano.
[2.5]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|