|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milanja am-betraka |
| Singan-teny | 2milanja, 3ambetraka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy maintsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin' ny mpitondra avy eny amin' ny lohany, ny iray avy any amin' ny tongony.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|