|
|
|
|

Teny iditra1 milamindamina
Fototeny  2lamindamina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324#]
5 Ny toetranay milamindamina, tsy tia se-hoseho no ilazanao izany. [2.445#85]
6 Rahefa tafiditra an Antsaramasay (Antanimena-Andrefana) vao mba nilamindamim-pamindra tahaka ny fizotry ny zanak' Iarivo rehetra [2.643#10]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29