|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milamaka |
| Fototeny | 2lamaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandry midaboka amin' ny tany: Nilamaka eran' ny trano ny ankizy raha vao tonga fa vizana.
5Miampatra, mivalampatra, mivalandotra: Be ny fatin' ny miaramila nilamaka tamin' ny tany. [1.1] 6mivalandotra. [Tambahoaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7lain down, as rice thrown down by the wind; prostrate; in the provinces to lie down.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 mamalika, 13 milamaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|