|
|
|
|

Teny iditra1 milafi-damba
Singan-teny  2milafika, 3lamba
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5maka lamba hilafihana eo am-panaovana zavatra iray (noheverina ho nampahomby izay atao izany). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12