|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikodedika |
| Fototeny | 2kodedika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4miboredika.
[Bezanozano]
[1.78] 5Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Bredouiller, parler avec précipitation, sans articuler.
[1.3#345] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11mikodedy |
| Mpanahaka | 12 miboredika, 13 mikodadaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|