|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mikirakira
Fototeny  2kirakira
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manasaratsaraka mitokantokana; mandrairay hahitana ny antsipiriany: Mikirakira vola ry zareo ao amin' ny tranom-bola. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manipuler. [1.13]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 mikirakirà
Fototeny  11kirakira
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikirakira [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 marikariky, 14 mikarikary, 15 mikirakira, mikirakirà, 16 mirikarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02