|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mijilajila |
| Fototeny | 2jilajila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mipelipelika, mijejojejo, manao fihetsika sy fandehan' olona jejo, langa.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mijilajilà |
| Fototeny | 10jilajila |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijilajila [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 12 mijilajilà, mijilajila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|