|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijejojejo |
| Fototeny | 2jejojejo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa.
5mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be playful; to be lewd.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7être dissipé, lascif.
[1.3#294, 1.8] 8être léger, folâtre, libre. [1.3#294] |
| Ohatra |
9 Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy;
[2.996#35.004.014]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|