|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijanonjanona |
| Fototeny | 2janonjanona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Tsy mba midina mitsoriaka koa, fa mandeha tsikelikely, mijanonjanona tahaka ny maka aina izany eny an-dalana.
[2.4]
5 Aza misy mijanonjanona fa any Ampatora anio alina! [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mianjonanjona, 10 mijanonjanona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|