|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijananaka |
| Fototeny | 2jananaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mirotsaka tsy misy fiatoana (orana), mivoaka tsy mety mijanona (ra), toa mitifitra azy amin' ny ratra.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8mijananaika |
| Kamban-teny rehetra | 9mijananaka ny ra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|