|
|
|
|

Teny iditra1 mijananaika
Fototeny  2jananaika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mirotsaka tsy misy fiatoana (orana), mivoaka tsy mety mijanona (ra), toa mitifitra azy amin' ny ratra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8mijananaka

Fivaditsoratra  9 jamaikanina, 10 mijananaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12