|
|
|
|

Teny iditra1 mijaingy
Fototeny  2jaingy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao.
5Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9mijaingijaingy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12