|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mijabajaba
Fototeny  2jabajaba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao.
5Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 mijabajabà
Fototeny  11jabajaba
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijabajaba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mijabajabà, mijabajaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05