|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihomehimehy |
| Fototeny | 2homehimehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4
[2.4#21]
5 Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy mihomehimehy tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda. [2.470] 6 Noteneniny mafy izahay raha toa mihomehimehy nahita an-dRagova nandalo nivembena. [2.356#7] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|