|
|
|
|

Teny iditra1 mihofokofoka
Fototeny  2hofokofoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihetsiketsika: Kaikerin' ny parasy Ibalita kely ka mihofokofoka foana ao am-pandriana.
5Manetsiketsika ny tena mba hihintsanan' ny rano na vovoka amin' ny tena: Mihofokofoka ny akoho rehefa avy mihosina ao anaty vovoka.
6Mihetsiketsika mafy mba hialana amin' ny fangejana na fatorana mahazo ny tena: Nihofokofoka tao an-tanako ilay voronkely. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Mpanahaka  11 mikofokofoka, 12 mitsikofokofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12