|
|
|
|

Teny iditra1 mitsikofokofoka
Fototeny  2tsikofokofoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a!.
5Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12