|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihofakofaka
Fototeny  2hofakofaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mikopakopaka. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 mihofakofaka
Fototeny  6hofakofaka
Sokajin-teny  7 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny.
9/ Mihofakofaka ny hoditry ny menarana
. [1.1]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12