|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihirina
Fototeny  2hirina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikimpy ny maso (fiteny indrindra amin' ny olona maty).
5enti-milaza olona mahihitra, kahidy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6se fermer (yeux). [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11mihirim-belona

Teny iditra (2/2)12 mihirìna
Fototeny  13hirina
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihirina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mihirìna, mihirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05