|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihinam-bela |
| Singan-teny | 2mihinana, 3vela |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza izay resy manao valin' ady ka avy hatrany dia haniny ny vela.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6homam-bela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|