|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihena
Fototeny  2hena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina.
5Mihavitsy: Mihena ny mponina amin' ity tanàna ity.
6Mihafohy: Mihena ny andro amin' ny ririnina.
7Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin' ny kafe.
8Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika.
9Mihalany: Mihena ny volana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10to lessen, to shrink, to diminish, to decrease, to reduce, to assuage.. [1.2]
11to diminish, to become less. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12diminuer, décroître. [1.8]
Ohatra  13 Dia mahia ny marary, mihena ny bonibony; [2.48]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20 mihenà
Fototeny  21hena
Sokajin-teny  22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  23 Hinema, 24 mañehy, 25 mehina, 26 menahy, 27 mihena, mihenà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05