|
|
|
|

Teny iditra1 mihatanjaka
Fototeny  2tanjaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4se fortifier peu à peu. [1.3]
Ohatra  5 Ary nitombo sy nihatanjaka ny Zaza sady feno fahendrena, ary tao aminy ny fahasoavan' Andriamanitra. [2.996]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12