|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihasina |
| Fototeny | 2hasina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 mihasina |
| Fototeny | 9hasina |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Miolana, mikivilivily.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12twisted..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13être tordu, bercé.
[1.3#223] |
| Ohatra |
14 Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja;
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 18 mahisina, 19 manihisa, 20 manisiha, 21 mihasina, 22 simahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|